fanoroam-pejy/Sommaire

fanoroam-pejy/Sommaire

-Famaritana
-Ny tantarany
-Ny tanjona
-Ny fomba filalaovana azy
-Ny mampiavaka azy amin'ny hafa
-Ilay kilalao



-Definition
-Historique
-le but
-la façon de jouer
-Ceux qui le differencie des autres
-Le jeu

# Enviado el viernes 06 de noviembre de 2009 02:44

Modificado el viernes 11 de diciembre de 2009 03:21

Famaritana/Definition

Ny ankifidy dia miendrika akamantatra ihany saingy misy safidy asaina ataon'ny mpamaly ny fanontaniana. Tsy mba miandoha amin'ny fanontaniana hoe: "Inona àry izany?" ity kilalaon-tsaina ity fa avy hatrany dia manontany ny safidin'ny mpihaino. Ao amin'ny ankifidy, dia sady mamantatra ny hevitra mifono ao anatin'ilay fanontaniana no misafidy ihany koa izay tiana ho an'ny tena amin'ireo ka izay tsy mahay mifidy dia mahazo ny ratsy. Koa amin'ny maha ankifidy azy dia miandoha amin'ny hoe: "alao izay ho anao" izy.


L'ankifidy ressemble à l'ankamantatra mais il y'a un choix que doit faire celui qui repond à la question. La question ne comence pas par la question : "inona ary zany?" ce jeu de strategie-ci mais on demande directement la reponse de celui qui écoute. Dans l'ankifidy, en même temps on essaye de connaitre l'avis qui se cache dans la question et on choisit aussi ce qu'on aime et celui qui sait choisir à la bonne réponse et celui qui choisit mal à la mauvaise. On le reconnait donc par la question qui commence par "aloa izay ho anao".

# Enviado el viernes 06 de noviembre de 2009 03:26

Modificado el viernes 11 de diciembre de 2009 03:11

Ny tatarany / Historique

Ny ankifidy dia kilalao fahiny nilalaovin'ny ntaolo, avy amin'ny fototeny hoe "fidy" nahazahoana
ny hoe "safidy".Tsy dia hitahita intsony io kilalao io amin'izao fotoana izao fa ny Ankamtatra no mbola kilalaon'
ankamaron'ny ankizy


l'ankifidy est un ancien jeu joué par les ancêtres malgaches.Il vient du radical "fidy" ou (choix) qui a donne "choisir".On ne le voit plus en ce moment mais l'Ankamantatra est toujours aussi pop.ulaire


[ Añadir un comentario ] [ Ningún comentario ]

# Enviado el viernes 06 de noviembre de 2009 03:41

Ny tanjona/Le but

Ny tanjona dia ho fitaizan-tsaina sy ho fanabeazana ny olona indridra indridra teo amin'ny Ntaolo. Natao io kilalao io satri avy amin'ny fahaizan'ny ankizy sy ny tanora mamaly ireny matetika no ahitany taratra sahady ny mety ho toetoetrany sy fomba fisainany.

Le but de ce jeu est de développer la mentalité des personnes. On a créé ce jeu car c'est du à la connaissance des enfants et des jeunes qui répondent qu'on voit les caractéristiques de ce jeu.
[ Añadir un comentario ] [ Ningún comentario ]

# Enviado el sábado 07 de noviembre de 2009 02:30

Modificado el viernes 13 de noviembre de 2009 01:54

Ny Fomba Filalaovana azy/la façon de jouer

Ny fomba filalaovana azy dia:
-misy olona iray manontany fanontaniana an-kifonofono misy zavatra roa asaina ifidianana izany dia tsy maintsy manomboka amin'ny hoe:''alao izay ho anao''
-avy eo misafidy amin'ireo ny mpihaino tsirairay avy
-zay vao tenenin'ny mpametraka fanontaniana ny dikan'ilay zavatra roa nanontaniny.


la façon de jouer à ce jeu est:
-il y a une personne qui pose des questions cachées il y a 2 choses qu'on doit choisir et que ça commence par "alao izay ho anao"
-après les joueurs choisissent une des réponses qu'on a données
-c'est après que les questionneurs disent la signification des 2 réponses.
[ Añadir un comentario ] [ Ningún comentario ]

# Enviado el viernes 13 de noviembre de 2009 02:16